NDAO HANOHANA SY HANJIFA NY VITA MALAGASY
16-17-18 MAY 2025
KIANJA BAREA MAHAMASINA
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA
VAROTRA FAMPIRANTIANA IREO VOKATRA VITA ETO MADAGASIKARA
FAMELABELARAN-KEVITRA ARAHINA ADY HEVITRA
FISARIHANA HAHAZAHOANA LOKA ISAN-KARAZANY
KILALAO SY FANENTANANA MARO
MPANANKANTO HANAFANA NY HETSIKA
ZOMA: STÉPHANIE - AGRAD
ASABOTSY : NAEL
ALAHADY : LOLA
MPANENTANA:
FLORENT PAGNY
MC TSITO ( ZUMBA)